bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 15 › Filazantsara araka an'i Marka 15:13
Filazantsara araka an'i Marka 15:13
Ary ny vahoaka niantso indray hoe: Homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they cried out again, Crucify him.
In Context
12Ary Pilato namaly ka nanao taminy indray hoe: Ka inona ary no hataoko amin’ ilay ataonareo hoe: Mpanjakan’ ny Jiosy?
14Ary hoy Pilato taminy: Fa inona moa no ratsy nataony? Nefa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy!
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Acts 13:28Ary na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty, dia nangataka tamin’ i Pilato ihany izy hamonoana Ary.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 15:13