Filazantsara araka an'i Marka 15:37
Ary Jesosy niantso tamin’ ny feo mahery, dia afaka ny ainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus cried with a loud voice, and gave up the ghost.
In Context
38Ary ny efitra lamba tao amin’ ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Matthew 27:50Ary rehefa niantso tamin’ ny feo mahery indray Jesosy, dia nanolotra ny fanahiny.
John 19:30Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.