Mark 15:4
Ary Pilato dia nanontany Azy indray hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? He! izao hamaroan’ ny zavatra iampangany Anao izao!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Ary ny lohan’ ny mpisorona niampanga Azy zavatra maro.
5Fa Jesosy tsy namaly intsony, na dia indraim-bava akory aza, ka dia gaga Pilato.
Cross References
Matthew 27:13dia hoy Pilato taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangany Anao izany?