Filazantsara araka an'i Marka 15:7
Ary nisy anankiray ilay atao hoe Barabasy, nifatotra tao mbamin’ ny mpikomy sasany, izay efa nahafaty olona tamin’ ny fikomiana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ary ny vahoaka niakatra ka nangataka azy hanao araka izay fanaony aminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Matthew 27:16Ary tamin’ izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy.
Luke 23:25Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony.