The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 15 › Filazantsara araka an'i Marka 15:9

Filazantsara araka an'i Marka 15:9

Fa Pilato namaly azy ka nanao hoe: Tianareo va mba ny Mpanjakan’ ny Jiosy no halefako ho anareo?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But Pilate answered them, saying, Will ye that I release unto you the King of the Jews?

In Context

8Ary ny vahoaka niakatra ka nangataka azy hanao araka izay fanaony aminy.

10Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ny lohan’ ny mpisorona Azy.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15

Cross References

Matthew 27:17Koa nony tafangona teo ny olona, dia hoy Pilato taminy: Iza moa no tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy, Izay atao hoe Kristy?

John 19:4Dia nivoaka indray Pilato ka nanao taminy hoe: Indro, izaho mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.

Acts 3:13Andriamanitr’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’ i Jesosy Mpanompony, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’ i Pilato, rehefa nokasainy halefa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 15:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 15:8Filazantsara araka an'i Marka 15Filazantsara araka an'i Marka 15:10 →