Filazantsara araka an'i Marka 2:1
Ary nony niditra tao Kapernaomy indray Izy, rehefa afaka andro vitsivitsy, dia re fa tao an-trano Izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again he entered into Capernaum, after some days; and it was noised that he was in the house.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 2
Cross References
Mark 1:45Nefa lasa ralehilahy ka nilazalaza sy nampiely izany zavatra izany, ka dia tsy nahazo niditra miharihary tao an-tanàna intsony Jesosy; fa nitoetra tany ivelany tamin’ ny tany foana Izy, dia nanatona Azy ny olona avy eny tontolo eny.
Luke 5:18Ary, indro, nisy nitondra lehilahy tamin’ ny fandriana, izay mararin’ ny paralysisa, ka nitady izay hampidirany sy hametrahany azy teo anatrehany.
Luke 18:37Ary hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo.
Acts 2:6Ary nony re izany feo izany, dia niangona ny olona maro ka very hevitra, fa samy nahare azy ireo niteny tamin’ ny fiteniny avy izy rehetra.