bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 3 › Filazantsara araka an'i Marka 3:9
Filazantsara araka an'i Marka 3:9
Ary Izy nilaza tamin’ ny mpianany mba hanisy sambokely hiandry Azy noho ny habetsahan’ ny vahoaka, fandrao mifanety aminy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he spake to his disciples, that a small ship should wait on him because of the multitude, lest they should throng him.
In Context
8sy Jerosalema sy Edoma sy tany an-dafin’ i Jordana ary tamin’ ny tany manodidina an’ i Tyro sy Sidona nandre izay zavatra nataony, dia nankeo aminy.
10Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3
Cross References
Mark 5:30Ary niaraka tamin’ izay dia fantatr’ i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan’ ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 3:9