Filazantsara araka an'i Marka 5:1
Ary tonga teny am-pitan’ ny ranomasina tao amin’ ny tanin’ ny Gerasena izy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they came over unto the other side of the sea, into the country of the Gadarenes.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Matthew 8:28Ary nony tonga teny am-pita teo amin’ ny tanin’ ny Gadarena Izy, dia nifanena taminy ny demoniaka roa lahy, nivoaka avy teny amin’ ny fasana, sady masiaka loatra, ka tsy nisy olona nahazo nandalo tamin’ izany lalana izany.
Luke 8:26Dia nitody tany amin’ ny tanin’ ny Gerasena izay tandrifin’ i Galilia izy.