Filazantsara araka an'i Marka 5:18
Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesosy, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Ary nifona tamin’ i Jesosy izy mba hiala amin’ ny taniny.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Mark 5:7sady niantso tamin’ ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izaho sy Hianao, ry Jesosy, Zanak’ Andriamanitra Avo Indrindra? Ampianianiko amin’ Andriamanitra Hianao, aza mampijaly ahy,
Luke 8:38Ary ny lehilahy izay efa nivoahan’ ny demonia dia nangataka mba hitoetra ao aminy; nefa nampodin’ i Jesosy izy ka nataony hoe:
Luke 23:42Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin’ ny fanjakanao Hianao.