bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 5 › Filazantsara araka an'i Marka 5:32
Filazantsara araka an'i Marka 5:32
Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he looked round about to see her that had done this thing.
In Context
31Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy?
33Fa raiki-tahotra sady tora-kovitra ravehivavy, satria fantany izay natao taminy, ka dia nankeo aminy izy ka niankohoka teo anatrehany ary nanambara taminy ny marina rehetra.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 5
Cross References
Mark 10:23Ary Jesosy nijery manodidina ka nanao tamin’ ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran’ ny manan-karena amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra!
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 5:32