bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 6 › Filazantsara araka an'i Marka 6:40
Filazantsara araka an'i Marka 6:40
Dia nipetraka an-tokony zato sy dimam-polo avy ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they sat down in ranks, by hundreds, and by fifties.
In Context
39Dia nasain’ i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin’ ny ahi-maitso izy.
41Ary rehefa voarain’ i Jesosy ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra Izy ka nisaotra, dia novakiny ny mofo ka natolony ny mpianatra mba harosony eny anoloan’ ny olona; ary ny hazandrano roa nozarainy tamin’ ny olona rehetra.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 6:40