Filazantsara araka an'i Marka 7:11
Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin’ ny rainy na amin’ ny reniny hoe: Efa korbana (izany hoe, fanatitra ho an’ Andriamanitra) izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ ny rainy sy ny reniny intsony izy,
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 7
Cross References
Matthew 23:18Ary koa: Raha misy mianiana amin’ ny alitara, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ ny fanatitra eo amboniny, dia haningo-tena izy.