Filazantsara araka an'i Marka 7:19
satria tsy miditra ao am-pony izany, fa ao an-kibony ihany, ka dia mivoaka ao amin’ ny fivoahana; izany no nolazainy mba hahadio ny hanina rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin’ ny olona, dia izany no mahaloto azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 7
Cross References
Matthew 15:17Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin’ ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin’ ny fivoahana?
Acts 10:15Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin’ Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
Romans 14:1Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza, mandray azy hitsaranareo ny eritreriny.
Colossians 2:16Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;