bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 7 › Filazantsara araka an'i Marka 7:30
Filazantsara araka an'i Marka 7:30
Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin’ ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when she was come to her house, she found the devil gone out, and her daughter laid upon the bed.
In Context
29Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin’ ny zanakao-vavy ny demonia.
31Ary Jesosy niala indray tamin’ ny sisin-tanin’ i Tyro, dia namaky an’ i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron’ ny Ranomasin’ i Galilia.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 7
Cross References
1 John 3:8Izay manota dia avy amin’ ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ ny voalohany. Izao no nisehoan’ ny Zanak’ Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ ny devoly.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 7:30