bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 8 › Filazantsara araka an'i Marka 8:14
Filazantsara araka an'i Marka 8:14
Ary tsy tsaroan’ ireo ny hitondra mofo, ka tsy nisy teo an-tsambokely afa-tsy mofo iray ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now the disciples had forgotten to take bread, neither had they in the ship with them more than one loaf.
In Context
13Ary nandao azy Izy, dia niondrana indray ka lasa nankeny am-pita.
15Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny masirasiran’ i Heroda.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 8:14