The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 8 › Filazantsara araka an'i Marka 8:9

Filazantsara araka an'i Marka 8:9

Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they that had eaten were about four thousand: and he sent them away.

In Context

8Ary nihinana ny olona, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka nisy fito sobiky.

10Ary niaraka tamin’ izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ ny mpianany ka tonga tany amin’ ny fari-tanin’ i Dalmanota.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8

Cross References

Luke 18:31Ary Jesosy naka ny roa ambin’ ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin’ ny Zanak’ olona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 8:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 8:8Filazantsara araka an'i Marka 8Filazantsara araka an'i Marka 8:10 →