Filazantsara araka an'i Matio 1:4
ary Rama niteraka an’ i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Aram begat Aminadab; and Aminadab begat Naasson; and Naasson begat Salmon;
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 1
Cross References
Numbers 1:7ny avy amin’ i Joda dia Nasona, zanak’ i Aminadaba;
Numbers 7:12Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin’ ny andro voalohany dia Nasona, zanak’ i Aminadaba, avy tamin’ ny firenen’ i Joda.
Numbers 10:14Ary ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak’ i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.
1 Chronicles 2:10ary Rama niteraka an’ i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona, lohan’ ny taranak’ i Joda;