Filazantsara araka an'i Matio 10:12
Ary raha vao miditra ao amin’ ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when ye come into an house, salute it.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 10
Cross References
1 Samuel 25:6Ary izao no holazainareo aminy: trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin’ ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’ izay anananao rehetra.
Acts 10:36Hianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin’ ny Zanak’ isiraely, mitory teny soa milaza fiadanana amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy (Izy no Tompon’ izao rehetra izao),
3 John 1:14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.