Filazantsara araka an'i Matio 10:33
Fa na zovy na zovy no handà Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan’ ny Raiko Izay any an-danitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But whosoever shall deny me before men, him will I also deny before my Father which is in heaven.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 10
Cross References
Matthew 26:70Fa izy nandà teo anatrehan’ izy rehetra ka nanao hoe: Tsy azoko izay lazainao.
Mark 14:30Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin’ ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao.
Luke 9:26Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko, dia ho menatra azy kosa ny Zanak’ olona, raha avy amin’ ny voninahiny sy ny an’ ny Rainy ary ny an’ ny anjely masìna.
Luke 22:57Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
2 Peter 2:1Efa nisy mpaminany sandoka teo amin’ ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handà ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho amin’ ny tenany.