Filazantsara araka an'i Matio 10:35
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ ny rainy, ary ny zanakavavy amin’ ny reniny, ary ny vinantovavy amin’ ny rafozanivavy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36ary ny ankohonan’ ny olona ihany no fahavalony.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 10
Cross References
Micah 7:5Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran’ ny vavanao na dia amin’ izay andefimandrinao aza.
Matthew 24:10Ary amin’ izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy.
Luke 21:16Ary hatolotry ny ray sy ny reny sy ny rahalahy ary ny havana aman-tsakaiza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.