Filazantsara araka an'i Matio 11:14
Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if ye will receive it, this is Elias, which was for to come.
In Context
13Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’ i Jaona.
15Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Ezekiel 3:10Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, ny teny rehetra izay holazaiko aminao dia aoka ho mamin’ ny fonao, ka henoy amin’ ny sofinao.
Matthew 17:10Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
Mark 9:11Dia nanontany an’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Lazain’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha.
John 1:21Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.
1 Corinthians 3:2Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza,