Filazantsara araka an'i Matio 11:15
Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath ears to hear, let him hear.
In Context
14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Matthew 13:9Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.
Mark 4:9Ary hoy Izy: Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Mark 7:15Fa tsy ny zavatra avy eo ivelany izay miditra ao anatin’ ny olona no mahaloto azy; fa izay mivoaka avy ao anatin’ ny olona no mahaloto azy.
Luke 8:8Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tany tsara, dia naniry ka namoa zato heny. Ary rehefa nilaza izany Izy, dia niantso hoe: Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Revelation 2:7Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.
Revelation 2:17Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’ olona afa-tsy izay mandray azy ihany.