Filazantsara araka an'i Matio 11:26
Eny, Raiko; fa izany no sitraponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Even so, Father: for so it seemed good in thy sight.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Isaiah 46:10Izay manambara ny farany hatramin’ ny voalohany, ary nanambara hatramin’ ny ela izay tsy mbola natao akory, dia ilay manao hoe: Ho tò ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,
Romans 9:18Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo no hamafiny fo.
Ephesians 1:9rehefa nampahafantariny ny zava-miafina ny amin’ ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain’ ny tenany,
Ephesians 3:11araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika,