Filazantsara araka an'i Matio 11:9
Sa hizaha inona no nivoahanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But what went ye out for to see? A prophet? yea, I say unto you, and more than a prophet.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Matthew 14:5Ary Heroda naniry hamono azy, saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nataon’ ireo ho mpaminany Jaona.
Matthew 21:24Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany:
Luke 1:15Fa ho lehibe eo anatrehan’ ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masìna hatrany an-kibon-dreniny aza.