Filazantsara araka an'i Matio 12:35
Ny rakitra tsara no amoahan’ ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 12
Cross References
Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Proverbs 12:6Ny tenin’ ny ratsy fanahy dia otrika ho enti-mandatsa-drà; Fa ny vavan’ ny marina hamonjy azy.
Proverbs 15:4Ny teny malemy dia hazon’ aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.
Proverbs 15:28Ny fon’ ny marina mihevitra vao mamaly; Fa ny vavan’ ny ratsy fanahy kosa miboiboika faharatsiana.
Proverbs 25:11Ny teny atao amin’ ny antony dia poma volamena ao anaty vilia volafotsy tsara soratra.
Matthew 13:52Dia hoy Izy taminy: Koa amin’ izany ary ny mpanora-dalàna rehetra izay nampianarina ho amin’ ny fanjakan’ ny lanitra dia samy tahaka ny tompon-trano, izay mamoaka avy amin’ ny firaketany zava-baovao sy ela.