bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 12 › Filazantsara araka an'i Matio 12:47
Filazantsara araka an'i Matio 12:47
Ary nisy anankiray nanao taminy hoe: Indreo, ny reninao mbamin’ ny rahalahinao mijanona ato ala-trano mitady hiteny aminao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then one said unto him, Behold, thy mother and thy brethren stand without, desiring to speak with thee.
In Context
46Ary raha mbola niteny tamin’ ny vahoaka Jesosy, indreo, ny reniny mbamin’ ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy.
48Fa namaly Izy ka nanao tamin’ ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 12
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 12:47