The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 12 › Filazantsara araka an'i Matio 12:8

Filazantsara araka an'i Matio 12:8

Fa Tompon’ ny Sabata ny Zanak’ olona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the Son of man is Lord even of the sabbath day.

In Context

7Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.

9Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin’ ny synagoga;

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 12

Cross References

Matthew 8:20Fa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo manan-davaka; ary ny voro-manidina manana fialofana; fa ny Zanak’ olona tsy mba manana izay hipetrahan’ ny lohany.

Mark 2:28ka dia Tompon’ ny Sabata aza ny Zanak’ olona.

Luke 6:5Ary hoy Izy taminy: Tompon’ ny Sabata ny Zanak’ olona.

1 Corinthians 9:21tamin’ izay tsy manana lalàna, dia toy izay tsy manana lalàna aho (kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin’ Andriamanitra aho, fa ambanin’ ny lalàn’ i Kristy), mba hahazoako izay tsy manana lalàna;

Revelation 1:10Voatsindrin’ ny Fanahy tamin’ ny Andron’ ny Tompo aho ka nahare feo mahery teo ivohoko, toy ny feon’ ny trompetra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 12:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 12:7Filazantsara araka an'i Matio 12Filazantsara araka an'i Matio 12:9 →