bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 13 › Filazantsara araka an'i Matio 13:26
Filazantsara araka an'i Matio 13:26
Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But when the blade was sprung up, and brought forth fruit, then appeared the tares also.
In Context
25fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin’ ny vary, dia lasa nandeha.
27Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
Cross References
Mark 4:26Ary hoy Izy: Toy izao ny fanjakan’ Andriamanitra: tahaka ny lehilahy mamafy voa amin’ ny tany
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 13:26