bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 13 › Filazantsara araka an'i Matio 13:4
Filazantsara araka an'i Matio 13:4
ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana; dia avy ny vorona ka nandany azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when he sowed, some seeds fell by the way side, and the fowls came and devoured them up:
In Context
3Ary nilaza zavatra maro taminy tamin’ ny fanoharana Izy ka nanao hoe: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy;
5Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 13:4