Filazantsara araka an'i Matio 13:50
dia hatsipiny any amin’ ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And shall cast them into the furnace of fire: there shall be wailing and gnashing of teeth.
In Context
51Efa azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo taminy: Eny.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
Cross References
Matthew 8:12fa ny zanaky ny fanjakana dia hariana amin’ ny maizina any ivelany; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Matthew 24:50dia ho avy ny tompon’ izany mpanompo izany amin’ ny andro izay tsy ampoiziny sy amin’ ny ora izay tsy fantany,
Revelation 14:10dia izy koa no hisotro ny divain’ ny fahatezeran’ Andriamanitra, izay naidina tao anatin’ ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin’ ny afo sy solifara eo anatrehan’ ny anjely masìna sy eo anatrehan’ ny Zanak’ ondry iry;