Filazantsara araka an'i Matio 13:58
Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsi-finoan’ ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he did not many mighty works there because of their unbelief.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
Cross References
Mark 6:5Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin’ ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy.
Romans 11:20Marina ihany izany; ny tsi-finoany no nanapahana azy, ary ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona, fa matahora;
Hebrews 4:6Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana filazantsara tamin’ ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsi-finoana,