Filazantsara araka an'i Matio 14:12
Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his disciples came, and took up the body, and buried it, and went and told Jesus.
In Context
11Dia nentina an-dovia ny lohany ka nomena ilay zazavavy; ary izy nitondra azy ho ao amin-dreniny.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 14
Cross References
Matthew 27:58Izany lehilahy izany dia nankao amin’ i Pilato ka nangataka ny fatin’ i Jesosy. Dia nasain’ i Pilato homena azy izany.
Acts 8:2Ary mpivavaka tsara no nandevina an’ i Stefana sady nisaona azy fatratra.