Filazantsara araka an'i Matio 14:26
Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin’ ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin’ izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 14
Cross References
Job 4:14Dia azon-tahotra sy hovotra aho, ka nampihorohoro ny taolako rehetra izany.
Mark 6:49Ary rehefa hitany nitsangantsangana tambonin’ ny ranomasina Izy, dia nataony ho matoatoa, ka niantso mafy izy ireo.
Luke 24:5Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin’ ny maty no itadiavanareo ny velona?
Luke 24:45Dia nanokatra ny sain’ ireo Izy hahalala ny Soratra Masìna.
Revelation 1:17Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,