bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 14 › Filazantsara araka an'i Matio 14:34
Filazantsara araka an'i Matio 14:34
Ary nony tafita izy, dia tonga teo an-tanety, any Genesareta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they were gone over, they came into the land of Gennesaret.
In Context
33Ary izay teo an-tsambokely dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Zanak’ Andriamanitra tokoa Hianao.
35Ary nony nahafantatra Azy ny tompon-tany teo, dia naniraka tany amin’ ny tany rehetra manodidina izy ka nitondra ny marary rehetra ho eo aminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 14
Cross References
Luke 5:1Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’ Andriamanitra, dia nijanona teo amoron’ ny Farihin’ i Genesareta Jesosy;
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 14:34