Filazantsara araka an'i Matio 15:16
Ary hoy Jesosy: Hianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus said, Are ye also yet without understanding?
In Context
15Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr’ izany fanoharana izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Isaiah 28:9Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hampahafantariny fianarana? Zaza vao notazana va? Ny vao nitsaha-nono va?
Matthew 15:10Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ka mahafantara:
Matthew 16:11Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin’ ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Mark 7:18Ary hoy Izy taminy: Hay! ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan’ ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy,
Mark 9:32Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy.
Luke 18:34Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.