Filazantsara araka an'i Matio 15:26
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ ny amboakely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he answered and said, It is not meet to take the children’s bread, and to cast it to dogs.
In Context
25Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Matthew 7:6Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Acts 22:21Ary hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin’ ny jentilisa.
Galatians 2:15Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin’ ny jentilisa,
Philippians 3:2Tandremo ny tenanareo amin’ ny amboa, tandremo ny tenanareo amin’ ny mpanao ratsy, tandremo ny tenanareo amin’ ny voakilema.