Filazantsara araka an'i Matio 15:34
Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy izy: Fito sy hazandrano madinika vitsy foana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus saith unto them, How many loaves have ye? And they said, Seven, and a few little fishes.
In Context
35Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin’ ny tany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Matthew 16:9Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo?
John 21:9Raha vao nikatra teo an-tanety izy, dia nahita afon’ arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.