Filazantsara araka an'i Matio 15:35
Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin’ ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he commanded the multitude to sit down on the ground.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Mark 6:39Dia nasain’ i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin’ ny ahi-maitso izy.
John 6:10Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany.