Filazantsara araka an'i Matio 15:37
Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno sobiky fito.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
38Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Matthew 14:20Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin’ ny folo.
Matthew 16:9Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an’ ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo?
Mark 8:19Raha ny mofo dimy no novakiko ho an’ ny dimy arivo, firy harona moa no sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin’ ny folo.