Filazantsara araka an'i Matio 15:7
Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian’ Isaia anareo hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye hypocrites, well did Esaias prophesy of you, saying,
In Context
6Koa dia foananareo ny tenin’ Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.
8Ity firenena ity manaja Ahy amin’ ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15
Cross References
Matthew 7:5Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin’ ny masonao, ary amin’ izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao.
Mark 7:6Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian’ Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin’ ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy.