The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 15 › Filazantsara araka an'i Matio 15:8

Filazantsara araka an'i Matio 15:8

Ity firenena ity manaja Ahy amin’ ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This people draweth nigh unto me with their mouth, and honoureth me with their lips; but their heart is far from me.

In Context

7Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian’ Isaia anareo hoe:

9Koa foana ny ivavahan’ ireo amiko, raha mampianatra ny didin’ olombelona ho fampianarana izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 15

Cross References

Proverbs 23:26Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako;

Jeremiah 12:2Nambolenao izy, ka dia miorim-paka; Mitombo izy, ka dia mamoa; Manakaiky Anao amin’ ny vavany izy, nefa manalavitra Anao amin’ ny fony.

John 1:47Jesosy nahita an’ i Natanaela avy manatona Azy, dia nilaza azy hoe: Indro ny tena Isiraelita tsy misy fitaka.

Hebrews 3:12Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin’ Andriamanitra velona;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 15:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 15:7Filazantsara araka an'i Matio 15Filazantsara araka an'i Matio 15:9 →