Filazantsara araka an'i Matio 16:11
Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin’ ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny Sadoseo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10na ny mofo fito ho an’ ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 16
Cross References
Mark 4:40Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra ianareo? Tsy mbola manam-pinoana va ianareo?
Luke 12:56Hianareo mpihatsaravelatsihy, ny tarehin’ ny tany sy ny lanitra dia hainareo fantarina; fa ahoana kosa no tsy ahaizanareo mamantatra izao andro izao?