Filazantsara araka an'i Matio 16:14
Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin’ ny mpaminany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 16
Cross References
Matthew 14:2ka hoy izy tamin’ ny mpanompony: Jaona Mpanao-batisa izay; efa nitsangana tamin’ ny maty izy, koa izany no ananany hery hanao izany asa lehibe izany.
Mark 6:15Fa hoy ny sasany: Elia Izy; ary hoy ny sasany: Mpaminany Izy dia toy ny anankiray amin’ ny mpaminany.
Luke 9:8ary hoy ny sasany: Elia no efa niseho; fa hoy kosa ny sasany: Ny anankiray amin’ ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.
John 1:21Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.
John 7:40Ary ny sasany tamin’ ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nanao hoe: Ity tokoa no Ilay Mpaminany.