Filazantsara araka an'i Matio 16:15
Ary hoy Jesosy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He saith unto them, But whom say ye that I am?
In Context
16Ary namaly Simona Petera ka nanao hoe: Hianao no Kristy, Zanak’ Andriamanitra velona.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 16
Cross References
Matthew 13:11Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela.
Luke 9:20Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao hoe: Ny Kristin’ Andriamanitra.