Filazantsara araka an'i Matio 16:20
Ary tamin’ izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin’ olona akory fa Izy no Kristy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then charged he his disciples that they should tell no man that he was Jesus the Christ.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 16
Cross References
Matthew 8:4Ary hoy Jesosy taminy: Tandremo mba tsy hilaza amin’ olona na dia iray akory aza ianao; fa mandehana, misehoa amin’ ny mpisorona, ka mitondrà ny fanatitra izay nandidian’ i Mosesy ho vavolombelona amin’ ireo.
Mark 8:30Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin’ olona.
Luke 9:21Ary Izy niteny mafy azy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin’ olona
John 1:41Izy no nahita an’ i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia izahay (izay atso hoe, raha adika, ny Kristy).
John 20:31fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak’ Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin’ ny anarany, raha mino ianareo.
1 John 2:22Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an’ i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.