The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 16 › Filazantsara araka an'i Matio 16:7

Filazantsara araka an'i Matio 16:7

Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they reasoned among themselves, saying, It is because we have taken no bread.

In Context

6Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo sy ny Sadoseo.

8Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo?

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 16

Cross References

Matthew 15:16Ary hoy Jesosy: Hianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany?

Mark 9:10Ary nitana izany teny izany izy ka nifampaka saina ny amin’ izay hevitr’ izany fitsanganana amin’ ny maty izany.

Acts 10:14Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 16:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 16:6Filazantsara araka an'i Matio 16Filazantsara araka an'i Matio 16:8 →