Filazantsara araka an'i Matio 17:10
Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his disciples asked him, saying, Why then say the scribes that Elias must first come?
In Context
11Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 17
Cross References
Matthew 11:14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Matthew 27:47Ary ny sasany tamin’ izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an’ i Elia Ilehio.
John 1:21Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.