bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 17 › Filazantsara araka an'i Matio 17:11
Filazantsara araka an'i Matio 17:11
Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus answered and said unto them, Elias truly shall first come, and restore all things.
In Context
10Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?
12Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga sahady Elia; nefa ny olona tsy nahafantatra azy, fa nanao izay sitraky ny fony taminy. Dia tahaka izany koa no hampiaretany ny Zanak’ olona.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 17
Cross References
Luke 3:3Ary nankany amin’ ny tany rehetra any amoron’ i Jordana izy nitory ny batisan’ ny fibebahana ho famelan-keloka;
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 17:11