Filazantsara araka an'i Matio 17:3
Ary, indreo, niseho tamin’ ny mpianatra Mosesy sy Elia, niresaka tamin’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And, behold, there appeared unto them Moses and Elias talking with him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 17
Cross References
Deuteronomy 34:5Ary Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, dia maty teo amin’ ny tany Moaba araka ny tenin’ i Jehovah.
1 Kings 17:1Ary Elia Tisbita, isan’ ny nivahiny tany Gileada, nilaza tamin’ i Ahaba hoe: Raha velona koa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay itsanganako eo anatrehany, dia tsy hisy ando na ranonorana akory amin’ izao taona izao, raha tsy araka ny teniko ihany.
2 Kings 2:11Ary raha mbola nandeha sy niresaka izy roa lahy, dia, indro, nisy kalesy afo sy soavaly afo nampisaraka azy roa lahy; ary Elia niakatra tamin’ ny tafio-drivotra ho any an-danitra.
Matthew 11:13Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’ i Jaona.
Mark 9:4Ary Elia sy Mosesy niseho taminy ka niresaka tamin’ i Jesosy.
Luke 9:30Ary, indreo, nisy roa lahy niresaka taminy, dia Mosesy sy Elia,