Filazantsara araka an'i Matio 17:7
Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus came and touched them, and said, Arise, and be not afraid.
In Context
6Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia lavo niankohoka sady natahotra indrindra.
8Ary nony niandrandra izy ireo, dia tsy nahita olona, afa-tsy Jesosy irery ihany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 17
Cross References
Daniel 9:21eny, raha mbola niteny nivavaka aho, dia, indro, ilay lehilahy Gabriela izay hitako tamin’ ny fahitana voalohany, dia nampanidinina faingana ka nanatona ahy tokony ho tamin’ ny fotoan’ ny fanatitra hariva.
Daniel 10:18Ary nisy indray nanana endrik’ olona nanendry ahy koa, dia nampahery ahy
Luke 24:5Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin’ ny maty no itadiavanareo ny velona?
Revelation 1:17Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,